|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mirefarefa
Fototeny  2 refarefa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitaritarika: Mirefarefa ny akanjonao
5 Misafosafo, mandalo akaiky: Mahafinaritra ny mahita irony voronkely mirefarefa eny ambony rano
6 Madiva hilentika, misafosafo ny faravodilanitra: Efa mire tare fa sy tsy ho tana ny fahazavan' ny andro
7 Mitavozavoza, mitaredretra raha manao zavatra: Mirefarefa izaitsizy izy rehefa manao zavatra
8 Milasilasy, mitsiredretra, tsy mitandrina: Nirefarefa loatra ny anao lahy ka lasan' ny olona ny volany [1.1]
Ohatra  9  Ary vantany vao mirefarefa kely izy, dia daka no mahazo ny fitombenany. [2.470]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)15  mirefarefà
Fototeny  16 refarefa
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirefarefa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mirefarefà, mirefarefa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21