|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mirava |
| Fototeny | 2 rava |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mivoaka ny fianarana, ny trano fiasana: Amin' ny dimy nomirava ny mpiasa
5 Miparitaka, mihahaka: Mirava ny vahoaka 6 Vita, mifarana: Mirava ny fiangonana 7 Tsy tanteraka: Mirava ny fitsangantsanganana rahariva fa ratsy ny andro, [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to break up (of a meeting)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 se séparer; se disperser après une réunion
[1.8] |
| Ohatra |
10 Ka dia mirava isika aloha fa hihevitra izay hatao aminy izahay.
[2.587#]
11 Ny hena sisa dia zarain' ny be sy ny maro dia mirava fa vita ny sorona. [1.353#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 17 miravà |
| Fototeny | 18 rava |
| Sokajin-teny | 19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirava [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | miravà, mirava |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|