|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mirakitra |
| Fototeny | 2 rakitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manangona, mihary: Loza raha hirakitra ny olona kahihitra
5 Mitahiry: Mahay mirakitra ny volany Ibalita 6 Mitana zavatra ka manao izay hampaharitra azy: Mirakitra tsara ny lovany izy 7 Mifono: Mirakitra anatra mahasoa izany tantara izany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to preserve
[1.2, 1.7] 9 to keep, to hoard. [1.2] 10 to save up [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 thésauriser, amasser; conserver
[1.8] |
| Ohatra |
12 mirakitra ny tantarako.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17 mirakitra an-karon-doa-body |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 marikitra, mirakitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|