Entrée miova (ova)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Misolo ho hafa, manjary hala: Niova tokoa izy! Izy ilay mpisotro toaka taloha iny tonga olona mato-piainana ankehitriny
¶ Manolo amin' ny hafa: Niova lalana izy ireo nony nandre izany
¶ Tonga, lasa: Miova ho orana ny rahona rehefa sendra toerana mangatsiaka
¶ Miofo: Miova ho sahona ny tsiboboka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to change [Hallanger 1973]
Définition française changer, se changer [Hallanger 1974]
Définition française changé, changer [SLP 1986]
Morphologie 
miova
niova
hiova
miovà
Mots composés, titres, noms 
Exemples Miova tsy ny fisahosahon'ny andiam-balala mandalo ny jirika nandalo eran'ny tampon-tanety. [Rajohanesa: Kintana]

Entrée miovà (ova)
Partie du discours impératif du verbe actif miova [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2013/05/05