|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miondana
Fototeny  2 ondana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manana ondana: Matory tsy miondana
5 Mampiasa ho ondana: Miondam-bato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to have a pillow under the head. [1.2]
7 to pillow one's head on [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 mettre la tête sur un oreiller [1.8]
Ohatra  9  Tsy nijanonjanona izy, fa lasa niaraka tamin'izay, ka nahita an'Ilaizo miondana eo amin'Ilaimanga, mba efa mahahiratra ny masony. [2.324]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)15  miondàna
Fototeny  16 ondana
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miondana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  18 amandino, 19 andamino, 20 manadino, 21 mandaoñy, 22 manindao, 23 manodìna, manodina, mañodina, 24 manondia, miondana, miondàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21