Entrée |
mino
(ino)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Miaiky fa milaza ny marina: Mino anao aho fa tohizo ny teninao Miaiky fa misy: Nino an' Andriamanitra ny Ntaolo malagasy Mihevitra, matoky: Nino izy fa tsy hamely intsony ny fahavalo [1.1]
|
Explications en anglais | To believe [1.7]
|
Explications en français | Croire, avoir la foi [1.8]
|
Exemples |
1 | Tsy mino anao aho.
[2.471]
|
2 | Diso ny mino fa manaiky daholo izay ilaina na tsiriritin-tany na iza na iza.
[2.472]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mino |
Passé : |
nino |
Futur : |
hino |
Impératif : |
minoa |
|
|
Entrée |
mino
(ino)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Bara, Tanosy]
Misotro [1.78]
|
Explications en anglais | [Provincial]
To drink [1.7]
|
Explications en français | [Provincial]
Boire [1.8]
|
Morphologie |
Présent : |
mino |
Passé : |
nino |
Futur : |
hino |
|
|