|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 milelalela |
| Fototeny | 2lelalela |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4mikiakiaka.
[Sihanaka]
[1.78] 5Mamoaka lelafo miredareda: Nilelalela aoka izany ny lelafo tamin' ilay haintrano terý atsinanana. 6Mikiakiaka mafy, indrindra raha miantso: Mba mitenena moramora fa aza milelalela ohatra ny adala. 7Manintona na manaitra ny maso izaitsizy noho izy mamirapiratra na be renty: Milelalela loatra ny akanjon' iny vehivavy iny. 8Maharary toa mahamay; te hihinan-kanina mafy: Tsy nanendry afa-tsy vary sosoa kely aho halina ka milelalela izaitsizy ny ambavafoko izao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9to talk a lot; to cry out.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10parler avec entrain; criailler.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15milelalela ny ambavafo |
| Teny iditra (2/3) | 16 milelalela |
| Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
18midedadeda.
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 19 milelalelà |
| Fototeny | 20lelalela |
| Sokajin-teny | 21 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milelalela [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 22 milelalelà, milelalela |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|