|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikorontana
Fototeny  2 korontana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy milamina, misafotofoto ambony ambany: Mikorontana ny zavatra ato an-trano
5 Isehoan' ny tsy fifanarahana, tsy mifanaraka: Mikorontana ny fanambadian-dry zareo
6 Misy tabataba: Nikorontana be ihany ny fanjakana tamin' izay [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11 mifanjevo, mifotofoto, mikorokoro, misafotofoto, misaritaka, misavoritaka, misavorovoro
Mpanahaka  12  mifamotakaambonyambany, 13  mifangarobeihany, 14  tsymilamina

Teny iditra (2/2)15  mikorontàna
Fototeny  16 korontana
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikorontana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mikorontana, mikorontàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21