Entrée mikoriana (koriana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandeha midina moramora tsy dia mafy loatra toy ny rano maria nefa tsy miadandoatra koa toy ny rano amin' ny tany marin-tampona): Mahafinaritra ny mijery ity rano mikoriana tsy an-kijanona
Mitovy hevitra: misononoka
¶ Mandeha tsara, misosa ho azy: Mikoriana erý izany fiainanareo eto izany
¶ Miteny misononoka tsy miambatrambatra: Nikoriana erý ny lahateny ka hafaliana moa ny an' ny mpihaino [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to flow smoothly; to glide; to run around playing [Hallanger 1973]
Traduction française couler paisiblement; prendre ses ébats [Hallanger 1974]
Morphologie 
mikoriana
nikoriana
hikoriana
mikoriàna, mikoriava

Entrée mikoriàna (koriana)
Partie du discours impératif du verbe actif mikoriana [liste complète]
Traduction française  [Abinal 1888]
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31