|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikarantsana
Fototeny  2 karantsana
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza feo avo sy mazava tsara, tsy misy migarera na farimparina: Mikarantsana ny feon' io zazalahy io rehefa mihira
5 Mikiririoka: Mikarantsana io vehivavy io raha miteny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to sound loudly, to clang [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 résonner, être sonore [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Voambolana  12  Feo

Teny iditra (2/2)13  mikarantsàna
Fototeny  14 karantsana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikarantsana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mikarantsàna, mikarantsana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21