|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikarama
Fototeny  2 karama
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitady vola amin' ny alalan' ny asa: Be ny mikarama amin' izao andro izao
5 Miasa ho an' olona ka mahazo vola amin' izany: Mikarama amin-dRakoto izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to work for wages [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être salarié [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  mikaramà
Fototeny  13 karama
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikarama [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mikaramà, mikarama

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21