|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  mikapa
Fototeny  2 kapa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manapaka amin' ny famaky na antsibe: Lasa nikapa hazo any an' ala ny Dadan' i Lita
5 Manamboatra mba hisy rirany mahitsy: Mahay mikapa vato Rakoto
6 Mamely mafy amin' ny varotra, manao lafo izaitsizy, manondro-bidy tafahoatra: Loza io mpivarotra io raha hikapa
7 Maka tsikelikely hatrany amin' ny variraiventy farany, manihika: Nikapa ny volaho rehetra ilay karilahy iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to cut a tree; to cut wood [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 abattre un arbre; couper [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  mamira, 15  mipaika
Kamban-teny rehetra  16 hikapa hahita ny tonony, handidy hahita ny vaniny

Teny iditra (2/4)17  mikapa
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  19 misoroka [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (3/4)20  mikapà
Fototeny  21 kapa
Sokajin-teny  22  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikapa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra (4/4)23  mikapa
Fototeny  24 kapa
Sokajin-teny  25  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  26 Manao kapa: Mandeha tsy mikapa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  27 to wear sandals [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  28 porter sandales [1.8]
Haiendriteny 
29  Ny ankehitriny :
30  Ny lasa :
31  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  32 akimpa, mikapa, mikapà, 33 mipaka, mipakà, 34 mpiakà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21