|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mihontsana |
| Fototeny | 2 hontsana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Voadio tamin' ny rano natopatopa tao anatiny: Efa nihontsana ve ity barika ity
5 Mihetsika, mikobana: Mihontsina ny kibo raha tahiny ka avy misotro rano no mihazakazaka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be rinsed by shaking; to quiver from shaking
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on rince en secouant: Mihontsam-bava (Se rincer la bouche)
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 12 mihontsàna |
| Fototeny | 13 hontsana |
| Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihontsana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mihontsàna, mihontsana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|