Entrée mihombo (hombo)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mikambana amin' ny alalan' ny hombo, miraikitramafy: Varavarana mihombo amin' ny dity fotsiny
¶ Mifantsika amin' ny asa: Mihombo amin' ny fianarany ity zazalahy ity
¶ Mikiribiby amin' ny...: Mihombo amin' ny heviny Rabe [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be nailed fast [Hallanger 1973]
Définition française être cloué [Hallanger 1974]
Morphologie 
mihombo
nihombo
hihombo
mihomboa

Entrée mihombo (tombo)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mihamafy (enti-milaza aretina): Nihombo ny aretiny hatramin' ny omaly [Rajemisa 1985]
Définition anglaise Mihombo ny aretina (The sickness is getting worse) [Hallanger 1973]
Définition française Mihombo ny aretina (La maladie s'aggrave) [Hallanger 1974]
Synonymes manombo

2013/04/24