|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hombo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Hazo na vy kely anentsenanaloaka, anakambanan-javatra roa simaka; fanararaotana tenin' olona mba hamelezana azy ihany; fihamafisan' aretina: Hay tsy varavarana hombo vy fa hazo fisaka midity harongana (Rajaonah Tselatra)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 an iron or wooden spike or peg
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 cheville en bois ou en fer, clou
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|