|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mihodidina |
| Fototeny | 2 hodidina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Voahodidina, voafefy: Mihodidin-tamboho ny tokotaninay
5 Mandeha manapitra ny sakany sy ny lavany: Nihodidina ny farihy izahay 6 Tsirairay: Lafoko enimpolo mihodidina ny akoho nentiko teny an-tsena [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to go all the way around; to be encircled
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 faire le tour de; être encerclé
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 velarana mihodidina |
| Teny iditra (2/2) | 14 mihodidìna |
| Fototeny | 15 hodidina |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihodidina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mihodidìna, mihodidina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|