| Entrée (1/2) | 1 mihizina |
| Radical | 2 hizina |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Feno hipoka, tsy ahazoana mikofoka: Mihizina ny trano azon' ny vahoaka Mihitsoka, milentika: Mihizina ao amin' ny hidin-trano ny fanalahidy Mihidy, mihiboka: Mihizina ao an-trano ao izy Mijanona ela, milentika: Nahoana no nihizina tany an-tsena tany ialahy? Mihenahena, mitokona [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be crowded, full [1.7] |
| Explications en français |
6 être bondé [1.8] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 11 adirafitra mihizina |
| Entrée (2/2) | 12 mihizìna |
| Radical | 13 hizina |
| Partie du discours | 14 impératif du verbe actif mihizina [Liste complète] |
| Explications en français |
15 [1.3] |
| Anagrammes | 16 mahiziñy, 17 mihizìna, mihizina |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|