Teny iditra | mihevitra (hevitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamorona na manan-javatra ao an-tsaina, ao an-doha; misaintsaina: Tsy tsara ny mihevi-dratsy olona Mieritreritra: Latsadranomaso izy nihevitra ny fahorian-janany Mandinika lalina, miady hevitra momba: Mihevi-draharaha ny lehibe ka tsy azo kotabaina Mikasa, manampo, mikendry: Mihevitra ny hiainga rahampitso aho Mandray, mitsara: Ahoana no iheveranao an' izany fihetsiky ny zakaizanao izany Mino, mieritreritra: Iza no hihevitra fa hahavita izany Rangahy iny [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To think, to consider; to talk over [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Penser, penser à; méditer, délibérer sur [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mihevitra io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |