|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihasina
Fototeny  2 hasina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Maka fahasoavana, hery, fahefana: Tany Ambohimanga ny mpanjakan' Imerina no nihasina fahizay [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)8  mihasina
Fototeny  9 hasina
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 Miolana, mikivilivily [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 twisted. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 être tordu, bercé [1.3#223]
Ohatra  14  Rongony madinika mihasina avokoa ny lamba rehetra namefy ny kianja; [2.996#]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  18 mahisina, 19 manihisa, 20 manisiha, mihasina, 21 simahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12