|
|
|
|

Teny iditra1  mihantsy
Fototeny  2 hantsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miantso manome fo olona hiady na hifaninana amin' ny tena: Mihantsy andRakoto hifampitolona aminy Rabe. Mihantsy olona hisotro
5 Manao izay hihomehezana zazakely
6 Manao izay hahatonga: Mihantsy torimaso ~ Mihantsy loa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 provoquer, défier, faire rire un petit enfant [1.3]
Ohatra  8  sady raha misy mihantsy azy, tsy mety mivoaka izy; [2.69]
9  Nony mby teo akaikiny izy, dia niatranatrana ny tovolahy nanitsy ny fijeriny ary niteny tamin' ny feo mihantsy sy feno avona hoe: [2.470]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  manaolambomanohadia, 15  manetra, 16  maninana, 17  mihaika, 18  mihatsy, 19  mijihinjihina, 20  milaady, 21  minaikanaika, 22  minehaneha, 23  mirehareha, 24  misetra, 25  mitihintihina, 26  mitrehatreha
Kamban-teny rehetra  27  Fikambanana 5 amin' io teny io

Fivaditsoratra  mihantsy, 28 mihintsa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09