|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  minaikanaika
Fototeny  2 naikanaika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miteny na manao zavatra amim-panaovana mosalahy, amin-kasahiana be loatra, amim-pihamboana sy fireharehana: Ninaikanaika loatra izy ka tsy mahagaga raha voa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to pretend to commit a daring act [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  minaikanaikà
Fototeny  11 naikanaika
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao minaikanaika [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  minaikanaika, minaikanaikà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21