|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihandrona
Fototeny  2 handrona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mijanona tsy mivoaka fa mitoby fotsiny, monina: Mihandrona eto an-tokotany ny rano
5 Mipetraka tsy miteraka, tsy mitombo: Loza fa vola dimy alina ny ahy no mihandrona amin' ity raharaha ity
6 Matoritory, tsy maty tsy velona: Mihandrona ny varotra amin' izao fotoana izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be stagnant, to be motionless [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 être stagnant, rester là longtemps [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13 rano mihandrona

Teny iditra (2/2)14  mihandròna
Fototeny  15 handrona
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihandrona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  mihandròna, mihandrona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21