|
|
|
|

Teny iditra1  mifatratra
Fototeny  2 fatratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mifanety be, mifanizina: Efa mifatratra ny tsaramaso ato fa aoka izay ~ Mifatratra ao amin' ny gara ao fotsiny ny olona fa mbola tsy tonga ny kalesin-dalamby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 lying close, put close together. [1.2]
Ohatra  6  Izany izy mifatratra anaty tatatra mihosona zezika maloto tsy reny fofona akory !... [2.470]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11 mifatratra an-kady

Fivaditsoratra  12 mafy tratra, mifatratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17