|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mifarimbona
Fototeny  2 farimbona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miaraka: Nifarimbona nanenjika ilay mpangalatra ny mponina rehetra ~ Mifarimbona mitoto vary izy mirahavavy
5 Miaraka miasa: Nifarimbona nandritra ny andro izy telo lahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to operate, as by two or more, alternately upon anything. [1.2]
7 to act together [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 agir ensemble; coopérer [1.8]
Ohatra  9  Nahasosotra, hoy indray ny teniny, fa tsy nety nifarimbona ilay Rangahy. [2.472]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)14  mifarimbòna
Fototeny  15 farimbona
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifarimbona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mifarimbona, mifarimbòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21