Entrée mifarana (farana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Vita, tapitra: Mifarana anio ny taom-pianarana
¶ Voala romoromo, vita mitovy tantana: Ataovy mifarana tsara ny volonao [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to terminate; to end up in a certain way [Hallanger 1973]
Explications en français être terminé, finir d'une certaine façon [Hallanger 1974]
Morphologie 
mifarana
nifarana
hifarana
Exemples 
1Tokony hifarana ny lalao satria tsy maintsy hiantso azy ireo I dada sy neniny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 30]
2Nanomboka nifarana ny fihadiana ny saha efatra araka ny drafitra natao tamin' ny voalohany. [Andraina: Mitaraina, page 191]

Entrée mifarana (farana)
Partie du discours adjectif
Explications en anglais even, smooth, without inequalities. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2020/07/31