| Entrée | 1 mifantina | 
| Radical | 2 fantina | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Maka na manavaka izay tsara, mitsaika: Mifantina izay vary tsara hambolena Maka izay tsara amin' ny sisa maro hafa, mifidy: Mifantina ny sakaizany izy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to select, to choose, to pick out, to cull. [1.2] 6 to pick out, to select [1.7] | 
| Explications en français | 7   trier, choisir [1.3#150, 1.8] 8 sélectionner [1.8] | 
| Exemples | 9   nifantina ny ovim-bazaha hamidy aho (J’ai trié, choisi les pommes de terre qu’il faut vendre)
[1.3#150] 10 nifantina zazalahy roa mahay mba hanampy ahy aho (J’ai choisi deux garçons instruits pour m'aider) [1.3#150] 11 Satria noheverina ho fanompoana moa izany, nilaza ireo nanome fa ampy azy ny fisahiranana nifantina na nanomana ireo vokatra haseho [2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 17 famintina, 18 mafintina, 19 mifantina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |