|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mifanta
Fototeny  2 fanta
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 miozona [Tambahoaka, Bara, Tanosy] [1.78]
5 mianiana [Tambahoaka, Tanosy] [1.78]
6 manozona [Sihanaka] [1.78]
7 Miozonozona, mianiana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to take an oath [1.2]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  13 mifantafanta

Teny iditra (2/3)14  mifanta
Fototeny  15 fanta
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  17 to miss fire (?), as a gun. [1.2]
Haiendriteny 
18  Ny ankehitriny :
19  Ny lasa :
20  Ny hoavy :
21  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  22 mifantafanta

Teny iditra (3/3)23  mifantà
Fototeny  24 fanta
Sokajin-teny  25  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanta [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mifantà, mifanta

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21