|
|
|
|

Teny iditra1  mifanolo-body rindrina
Singan-teny  2 mifanolotra, 3 vody, 4 rindrina
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza trano roa mifanakaiky na mifampikasika mihitsy aza ny rindrina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12