|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mifanolotra |
| Fototeny | 2 olotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mifampikasika: Nifanolotra angaha ny tranonareo taloha?
5 mifanakaiky [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9 mifanolo-body rindrina |
| Teny iditra (2/3) | 10 mifanolotra |
| Fototeny | 11 tolotra |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Mifanome: Nifanolotra peratra izy ireo
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 17 mifañolotra |
| Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 mifanila
[Tanala]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | mifanolotra, mifañolotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|