|
|
|
|

Teny iditra1 mifanohitra
Fototeny  2tohitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mifanalavitra be toy ny atsimo sy avaratra, mifanipaka, mifandaka: Mifanohitra ny mamy sy ny mangidy.
5Tsy mitovy hevitra, miady: Mifanohitra ny Tandrefana sy ny Tatsinanana.
6Tsy mifanaraka, tsy mifandrindra: Mifanohitra ny teny lazain' ny vavany sy ny asa ataony.
7Tsy mifanaraka amin' ny..,: Mifanohitra amin' ny fitsipiky ny Fikambanana ny nataonao ka horoahina ianao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8opposé, contraire. [1.13]
Ohatra  9 Raha nanontaniana aza angamba aho dia ho any amin' ny mifanohitra aminy no ho notondroiko. [2.471]
10 Misy hevitra mifanohitra manorisory ahy fatratra iny arira iny, hoy indray Zaka somary nalahelo. [2.5]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15Fikambanana 6 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08