|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mifanga
Fototeny  2 fanga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to make a good choice, used of a place of habitation; an expression meaning to give attention to. [1.2]
Ohatra  5  Ny hoe mifanga, dia manao izay tsy hahakely hajany ny fototra nihaviana: tsy misy hafa ny ataon' ny antsointsika ankehitriny hoe Ambasadaorom-Pirenena irony. [2.245]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Teny iditra (2/3)9  mifanga
Fototeny  10 fanga
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  12 to play the game called katra [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 jouer au katra [1.196]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Voambolana  18  Kilalao

Teny iditra (3/3)19  mifan
Fototeny  20 fanga
Sokajin-teny  21  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanga [Fitanisana]

Fivaditsoratra  22 famangy, mifanga, mifangà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21