|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mifanerasera
Fototeny  2 serasera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mifampihaona matetika, mifampikasokasoka [1.1]
Ohatra  5  - Tsy mba tiako, hoy aho nampitahotra azy, ny mifanerasera amin' ny toerana nisehoan-java-mafy sy lehibe toy ireny. [2.5]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mifaneraserà
Fototeny  11 serasera
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanerasera [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mifaneraserà, mifanerasera

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21