Entrée miempakempaka (empakempaka (empaka))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mienda-koditra, miovaka: Efa miempakempaka be ihany ny tanako ka mbola lazainao ho tsy niasa ihany aho
Mitovy hevitra: mielakelaka ~ miempaka ~ miendaka ~ mihalangalana ~ mikipaka ~ mikoan' ny nahiny ~ miovaka ~ misendaka ~ misinda ~ mitakovana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
miempakempaka
niempakempaka
hiempakempaka
Synonymes miempaka

2012/07/31