Entrée misendaka (sendaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miendaka, miala, midifika: Misendaka ho azy ity hodi-kazo ity
¶ Miolonolona, miendaka: Tsy tsara ny misendaka amin' ny be sy ny maro
¶ Misintona, miala: Raha vao avy niteny ny rainy dia lasa nisendaka izy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
misendaka
nisendaka
hisendaka
misendaha

Mis à jour le 2020/07/31