Entrée mikoan' ny nahiny (koa, nahy)
Partie du discours locution
Définition malgache mianjera ho azy (marihina fa na dia matoanteny aza ny "mikoa" dia mety harafitra amin' nyy ny mpanao ny asa tahaka ny hita amin' ny hoe "milonjehitry ny voany ny paiso", ohatra) [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31