Entrée midorehitra (dorehitra (rehitra))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache (izay matetika ialohan' ny teny hoe mena) Mena mivaivay [1.1]
Explications en anglais To be a bright flaming red [1.7]
Explications en français être rouge comme le feu [1.8]
Exemples 
1Mena midorehitra ny fijery ny trano vita ary samy teny ambany avaratra avokoa izy ireny; [2.470]
2Ny lokon'ny fitafiana nidorehitra nanaovany dia azo namantarana azy avy hatrany ho mpiantsambo tojo seranana [2.583]
Morphologie 
Présent : midorehitra
Passé : nidorehitra
Futur : hidorehitra

Mis à jour le 2023/02/21