Entrée midonana-poana (donanaka, foana)
Partie du discours locution
Allégation Mot ou locution vu dans: kamo
Exemples 
1 [Andraina: Mitaraina, page 159] Tsy misy mahazo midonana-poana, hoy izy isaky ny mamory olona mikabary.
2 [Baiboly: 28:033:027/Eklesiastika 33:27..] Iraho izy hiasa, mba tsy hipetraka midonana-poana;

Mis à jour le 2020/07/31