|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 midiridiry |
| Fototeny | 2 diridiry |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Henjana: Inona no nohanin' ity zaza ity no midiridiry ohatra ny amponga ny kibony
5 (maso) Mivandravandra sy misokatra be: Nidiridiry ny masony nijery ahy ka natahotra aho 6 Tsy milefitra, tsy azo folahina (na ara-bakiteny no akana ny hevitra na an' ohatra): Nidiridiry ny tongony havia 7 Miziriziry, mikiribiby: Nidiridiry amin' ny heviny izy ka tsy hita izay hanaovana azy [1.1] 8 miridiridy [Tambahoaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 stretched to the full, tense, swollen hard
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Etre tendu, gonflé
[1.3] |
| Ohatra |
11 Ramanambeloma vinitry ny hatezerana sy midiridiry maso no tazana teo an-tokonana, nony nivoha ny varavarana.
[2.470]
|
| Mpanahaka | 12 mihinjihinjy, 13 mihinjitra, 14 miziriziry |
| Kamban-teny rehetra | 15 raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 17 midiridiry |
| Fototeny | 18 diridiry |
| Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 s'obstiner
[1.3] |
| Teny iditra (3/3) | 21 midiridiry |
| Fototeny | 22 diridiry |
| Sokajin-teny | 23 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
24 to stare at
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | midiridiry, 29 miridiridy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|