|
|
|
|

Teny iditra1  miziriziry
Fototeny  2 ziriziry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miridiridy, mihinjihinjy: Miziriziry ny tanany sy ny tongony
5 Manao ditra, mikiry, mikiribiby: Miziriziry amin' ny heviny ihany izy [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02