|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 midibadiba |
| Fototeny | 2 dibadiba |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza zavatra henjana sy mibontsina noho izy feno rivotra na rano: Midibadiba ny kiboko izany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be full of water
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 9 mivozihitra, 10 mizihitra, 11 mizihizihy |
| Teny iditra (2/2) | 12 midibadiba |
| Fototeny | 13 dibadiba |
| Sokajin-teny | 14 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 dodona
[Taisaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 16 mibidabida, midibadiba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|