|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  dibadiba
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Feno ka henjana sy mibontsina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 to be full to excess; distended, said only of the abdomen. See diboka, diridiry [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  9  Fahasalamana
Tovy hevitra  10 dibaka

Teny iditra (2/2)11  dibadiba
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 hamaikana [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  14 empressement [Taisaka] [1.82]

Fivaditsoratra  15 bidabida, 16 dabidaby, dibadiba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17