|
|
|
|

Teny iditra1  mizihitra
Fototeny  2 zihitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mibontsina, midibadiba, mizihizihy: Mizihitra ny kibony
5 Tezitra: Nizihitra tamiko izy
6 Mihenahena tsy miteny: Nizihitra fotsiny izy nony nanontaniana [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 mihizitra, mizihitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12