|
|
|
|

Teny iditra1  midedadeda
Fototeny  2 dedadeda
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao rehi-be: Midedadeda ny afo
5 Misamboaravoara: Midedadeda ao am-pony ny fitiavany hanalefaka ny fahorian' ny mahantra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to blaze, to flame [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 Flamber: Midedadeda tsara io kitay hazo io (Ce bois flambe bien) [1.3]
8 flamber [1.8]
Ohatra  9  Narosony hidedadeda tsara ny afo. [2.470]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12