|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mibolila
Fototeny  2 bolila
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mibolisatra kely: Nibolila tetsy antokotany aho ka saika nianjera raha tsy nahafikitra tamin' ny tamboho
5 Milefa, miporitsaka tsy manao adidy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to slip out of the way, to evade, to avoid meeting any one, to stumble. [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mibolilà
Fototeny  12 bolila
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibolila [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 mibolaly, mibolila, mibolilà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21