|
|
|
|

Teny iditra1  bolila
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fibolisarana kely, fikororosiana amin' ny tany malama, saingy kelikely ihany
4 filefana, fiporitsahana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 an evasion, a stumble, a slip [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 glissage, écart [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tsipelina hafa  20 bolaly
Mpanahaka  21  bolaly, 22  bolasitra, 23  bolisatra

Fivaditsoratra  24 bolaly, bolila, 25 lalo-by

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19