Entrée mibaby zaza
Mots élémentaires mibaby ; zaza
Partie du discours locution
Explications en malgache Mitondra zaza ao an-damosina, izay asabaka ny feny ary dia fihinina amin' ny lamba atao mikaona eo anoloana [1.1]

Mis à jour le 2023/10/26