Entrée | 1 miavaka (avaka) |
Partie du discours | 2 verbe actif ou adjectif |
Explications en malgache | 3 Manana toetra manokana tsy itovizany amin' ny hafa: Takariva miavaka 4 Misaraka, tsy mba miaraka amy...: Mahagaga fa miavaka mandrakariva amin' ny namany io mpianatra io [1.1] |
Explications en anglais | 5 to be separate, to be asunder, to separate one's self. [1.2]6 to be separate, to show one's individuality [1.7] |
Explications en français | 7 être séparé; se distinguer [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot miavaka |
Anagrammes | 15 miakava, miavaka |
Mis à jour le 2023/01/20 |