|
|
|
|

Entrée (1/3)1  avaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fanasarahana, fampihatahana hitokana na hisaraka tsy hiray amin'ny hafa [1.1]
Explications en français  4  séparation, distinction [1.3]
Exemples  5  Ny anankiray manisy avaka ny andro, ny anankiray kosa mampitovy ny andro rehetra; [2.996#]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  19  2 combinaisons de ce mot

Entrée (2/3)20  avaka
Partie du discours  21  nom
Explications en malgache  22  Ila kisoa ialan' ny loha sy ny tongony [1.1]
Synonymes  23  avany

Entrée (3/3)24  avaka
Partie du discours  25  nom
Explications en malgache  26  karazam-bovo fitahirizana ny hazandrano azo avy amin'ny vovo hafa, raha mbola tsy ho entimody miaraka amin'izay [Betsimisaraka] [1.78]
Vocabulaire  27  Outils

Mis à jour le 2025/10/08