|
|
|
|

Entrée1  miarina (arina)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Mijoro na mipetraka tsara tsy mihilana na mirona: Aoka izao fa efa miarina tsara izao ny andry
4  Miala amin' ny fahalavoana, mitombina: Tsy mbolo afa-miarina ihany ilay omby lavo an-havia aninaraina
5  Mifoha ka miala avy ao am-pandriana: Efa miarina izy ao nefa mbola tsy mandray olona
6  Misondrotra, afaka amin' ny fahavoazana: Tsy anerany loatra ny fahavoazany taondasa ka gaga daholo ny olona nahita azy niarina sahady [1.1]
Explications en anglais  7  to sit up; to be erect [1.2, 1.7]
8  to rise up as one in bed [1.2]
Explications en français  9  être d’aplomb [1.3#62, 1.8]
10  être de niveau, sur son séant, se relever, rétablir ses affaires. [1.3#62]
11  se mettre sur son séant [1.8]
Exemples  12  antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo. [2.470]
13  miarina amy ny adijady, mifandratra amy ny alakaosy. [2.48]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
17  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot miarina

Anagrammes  21  maniria, miarina, miriana

Mis à jour le 2024/03/01