|
|
|
|

Entrée (1/3)1  miankina
Radical  2  ankina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mipetraka na mitsangana ka misy zavatra iray izay manohana ny tena: Aza miankina amin' io tongo-davarangana io ianao fa toa boboka izy izany ~ Miankina amin' ny fahakingan' ise no hahavonjy antsika
Manantena ny hafa, miantehitra amin' ny hafa: Aza miankin-dohaloatra amin' ny hafa
Eo ambany fiadidian' ny...: Miankina amin-dreniny ny zaza ~ Miankina amin' ny Minisitry ny fampianarana ny sekoly rehetra [1.1]
Explications en anglais  5  to recline on, to lean against
to depend upon some one, as persons in poverty dependent upon others. [1.2]
Explications en français  6  s'appuyer, être appuyé, appuyer: Miankina amy ny rindrina ny lohatrano (Les chevrons sont appuyés sur le mur)
se confier, compter sur, être à la charge de, dépendre, être chargé: Miankina aminao aho (Je compte sur vous) ~ Miankina amy ny ray aman-dreny ny zanaka (Les enfants sont à la charge de leurs parents) ~ Miankina amiko izany raharaha izany (Cette affaire dépend de moi, je suis chargé de cette affaire) [1.3]
Exemples  7  Tsy niankina aminy irery anefa ny dia. [2.472]
8  ary Vakinankaratra eo akeky Ambodirano miankina azy eo atsimony. [2.48]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Tous les mots composés  13  4 combinaisons de ce mot

Entrée (2/3)14  miankina
Partie du discours  15  verbe actif
Explications en malgache  16  maty (raha olon-dehibe) [Tanosy] [1.78]

Entrée (3/3)17  miankìna
Radical  18  ankina
Partie du discours  19  impératif du verbe actif miankina [Liste complète]
Explications en malgache  20  [1.1]
Explications en français  21  [1.3]

Anagrammes  22 mañaniky, mananiky, 23 manikìna, manikina, 24 maninika, 25 miankany, 26 miankìna, miankina

Mis à jour le 2025/10/18